Actualités

Novatsiana seza sy latabatra vaovao ny LMA

Tamin’ny 2015, anisan’ny tafiditra tao anatin’ny fanamarihana ny fitsingerenan’ny faha-dimampolo taonan’ny LMA ny fanamboarana efitrano fianarana sy fampiofanana amin’ny taranja informatika. Tsy ampy anefa ny fitaovana nentina ianarana tao amin’ireo efitrano ireo. Manoloana izany, nanolotra seza sy latabatra vaovao ho an’ny LMA ny orinasa Star. Version française disponible sur http://www.booknewsmada.com/lma-nouvelles-chaises-table-bancs/ (suite…)

Par Book News, il y a